HANTATIANA - Aleoko ny ahy  (Chanson Malgache) posté le dimanche 25 janvier 2009 21:28

aleoko ny ahy, hantatiana


Fantatro fa maro tokoa
Ireo hira tsara tsy afaka am-bavanao
Maro izy ireo no mahasoa
Ao ny manentana mba hilalao
Nefa asa ho aho fa tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an'ny hafa
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana

Ka ho hiraiko foana  e ny hira fiderana
Satria ilay Tsy Toha Mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko
Ka ho hiraiko foana  e ny hira fiderana
Satria ilay Tsy Toha Mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko

Misy aza moa mandratra fo
Hira izay mandoaka ny fery anaty
Hiram - pitia izay nahavoa
Nefa dia be mpitia sady be mpitady
Nefa asa ho aho fa tiako ny ahy
Ka tsy mba atakaloko ny an'ny hafa
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana
Ka na hira inona no hanana fahatsarana
Dia aleoko ihany ny fiderana

Ka ho hiraiko foana  e ny hira fiderana
Satria ilay Tsy Toha Mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko
Ka ho hiraiko foana  e ny hira fiderana
Satria ilay Tsy Toha Mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko
Satria ilay Tsy Toha Mpanao ny tsara no hoderaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko
Nahoana ny fiderana no tsy ho lalaiko

 

partager
1 Fan

Déposez un commentaire !

(facultatif)

(facultatif)

error

Attention, les propos injurieux, racistes, etc. sont interdits sur ce site.
Si une personne porte plainte, nous utiliserons votre adresse internet (50.19.169.37) pour vous identifier.     

Aucun commentaire pour l'article:
HANTATIANA - Aleoko ny ahy


fermer la barre

Vous devez être connecté pour écrire un message à paroles-et-musiques

Vous devez être connecté pour ajouter paroles-et-musiques à vos amis

 
Créer un blog